|
|
|
|

Teny iditra1  takoribabo
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  4  Ilay kitapo kely feno fofon-drano midofaka izay anangonan' ny vorona sy andemeny ny hanina, alohan' ny tena handevonany azy ao amin' ny haranana, izay tena vavoniny [1.1]
Tsipelina hafa  5  takorobabo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31