|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1  talio
Fototeny  2  taly
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana talina
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/4)6  talio
Sokajin-teny  7  anarana
Voambolana  8  Haitoetrandro
Fanazavàna teny malagasy  9  rivotra mihokinkodina, tadio [Bara] [1.78]
10  Rivo-mangatsiaka ateraky ny ranomasina amin' ny folakandro [1.1]

Teny iditra (3/4)11  talio
Sokajin-teny  12  anarana
Voambolana  13  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  14  (probablement une déformation de talia.) Terminalia mantaly H.Perrier (Combretaceae). Plus fréquemment appelé mantaly. [Mahafaly] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (4/4)16  talio
Sokajin-teny  17  anarana
Voambolana  18  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  19  (de lio : petite quantité de sang qui s'écoule des incisions ou des écorchures ; allusion aux épines). Nom d'un grand arbuste épineux des environs d'Ihosy. Non déterminé. [Bara] [1.196]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31