|
|
|
|

Teny iditra1  tamberim-bidy
Singan-teny  2  tamberina, vidy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] vola miverina amin' ny mpamokatra avy amin' ny fokontany (Vatoeka) na ny "Société d'Intérêt Nationale des Produits Agricoles" nividy ny vokany, ambonin' ny vidiny, ka io dia ampahany isan-jato, ohatra, amin' ny tambatry ny vidin' ny vokatra lafony
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.5] ristourne
Voambolana  6  Toe-karena: varotra

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07