|
|
|
|

Teny iditra 1  tambesarana
Fototeny  2 tambesatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Tsindriana mafy ka tonga mavesatra: Aza tambesarana io talantalana io sao tapaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be leaned or weighed heavily upon [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 sur quoi on pèse, on tire: Aza tambetaranao ny filanjana (Ne pesez pas, ne vous appuyez pas sur le filanjana) [1.3#658]
11 contre ou sur qui (quoi) on s'appuie [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20