Teny iditra | 1 tamingana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Taranaka, fara sy dimby. 4 [2.313] ny atao hoe tamingana dia taranaka no heviny |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] family, relatives: cf. taranaka |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.54] parent, parenté 7 [1.8] descendance, parenté: cf. taranaka |
Voambolana |
8 Fifandraisana: fianakaviana |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 10 amangitan, anangitam, manangità, manangita, namangita, tamingana, tanimanga |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |