| Teny iditra (1/2) | 1 fisaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Manify, mitapelaka, tsy matevina: Hazo fisaka no anaovana gorodona.
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 thin, slender, slight, flat, without protuberance.
[1.2] 19 flat [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 plat
[1.8] |
| Mpanahaka | 21 baliaka, 22 belaka, 23 elatr' angidina, 24 kararavina, 25 manify, 26 mitsivelatra, 27 petaka, 28 sahiaka, 29 saliaka, 30 tabebaka, 31 talesaka, 32 tapelaka, 33 tapesaka, 34 tasiaka, 35 tasitasy |
| Fikambanana | 36 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 20 misy ny teny hoe fisaka |
| Teny iditra (2/2) | 37 fisaka |
| Fototeny | 38 saka |
| Sokajin-teny | 39 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
40 Fomba entina misaka na mihalotra (foza na orana) amin' ny tanana ao anaty lavany
[1.1] |
| Fikambanana | 41 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe fisaka |
| Ohabolana | 42 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 43 fasika, 44 fikasa, fisaka, fisàka, 45 sifaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18 |
|