Teny iditra (1/3) | 1 manampona |
Fototeny | 2 tampona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mahavoa, mahatratra eo an-tampony tsara: Nanampona ny tendron' ilay hazo tsara ny vato 5 Mijery zavatra ambany toerana avy eny ambony: Avy teny Mandràka aho no nanampona an' i Sabotsy 6 Tonga tsara eo an-tampony: Nanampona ny tamin' ny roa ambin' ny folo no niainga izy [1.1] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 manampona |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 manomboka [Tambahoaka]
[1.78] 14 manomboka (raharaha) [Sihanaka] [1.78] |
Teny iditra (3/3) | 15 manampòna |
Fototeny | 16 tampona |
Sokajin-teny | 17 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao manampona |
Fanazavàna teny malagasy |
18 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.3] |
Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra |
Fivaditsoratra | 21 manampona, manampòna, manompana, manompàna, mpanomana, manampona, manampòna, manompana, manompàna, mpanomana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |