Teny iditra | tanantsotro | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fitoerantsotro mihantona; haron-kely fasiana ny sotro, izay mazàna ahantona eo amin' ny andry afovoan-trano tsy lavitra ny fatana, na eo ambonin' ny fatana mihitsy [1.1] | ||
Singan-teny | tanana ; sotro | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tanantsotro io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/27 |
![]() |