|
|
|
|

Teny iditra 1  tandavana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  5 Filaharana manaraka ny lavany, toy ny an' ny hazo maniry eny amin' ny sisin-dalana [1.1]
Fikambanana  6  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tandavana

Fivaditsoratra  7 tanan-dava, Tanandava, tandavana

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/18