|
|
|
|

Teny iditra 1  tomandavana
Fototeny  2 tandavana
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  7 Lava be mifampitohitohy, avo mitohy vovoka: "Irỳ tendrombohitra tomandavana / Soa malomaloka, mavamavana;/Topazo maso fa raha tazanina / Manerinerina, mahamanina" (Ny Avana) [1.1]
Ohatra  8  ka misy haram-bato sady avo, no tomandavana; [2.59#]
9  Tany lemaka tomandavana hatrany Sambava ka hatrany Mananjary ny tany Betsimisaraka. [2.113#]
10  Avy amin' io no niavian' ny anaran' ilay havoana na tendrombohitra lehibe tomandavana any Antsakalava hoe "Bongolava. [2.643#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20