|
|
|
|

Teny iditra 1  tandomitra
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4 Karazan' aretina mahatonga ny hoditra handrotsirotsy sy hivotrovotro mitapelaka noho ny fitohanana na koa matetika noho ny tsy fahazakan' ny tena karazan-kanina iray, toy ny trondro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 urticaire, petite éruption cutanée provenant du froid [1.3]
6 urticaire, petite éruption cutanée [1.54]
7 urticaire [1.13]
Voambolana  8  Fahasalamana
Tsipelina hafa  9 taindomitra

Fivaditsoratra  10 montaditra, tandomitra, 11 tandromaty

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22