|
|
|
|

Teny iditra 1  tandremana
Fototeny  2 tandrina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Afantoka aminy ny saina amana eritreritra: Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona
9 Ambenana, andrasana, karakaraina mba tsy hisy simba: Tsy notandremanao tsara ny akohokely ka nisy latsaka tao am-pantsakana
10 arahina, tanterahina: Raha te ho voavonjy ianao, tandremo ny didy
11 Atao izay tsy hahavoa ny tena: Tandremo sao solafaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be cared for, to be looked after; to be the objet of precautions [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 dont on prend soin, qu'on surveille; qu'on manipule avec précaution, à quoi on fait bien attention [1.8]
Ohatra  14  Ny farany, nitanisa ny fady tsy maintsy tandremana. [2.472#201]
Fikambanana  15  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe tandremana
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  17 manendrata, tandremana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21