Teny iditra tandremo (tandrina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tandremana [fitanisana]
Ohatra 
1Tandremo tsara izay soratanao, fa ny soratra mijanona [1.1]
2Tandremo sao solafaka [1.1]
Ohabolana 
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31