Teny iditra | 1 tandrohana |
Fototeny | 2 tandroka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Petahana tandroka, izay ampiasaina ho toy ny vantozy amin' ny fitsaboana aretina sasantsasany 5 (trano) Asiana ilay hazo avo misampana antsoina hoe tandrotrano [1.1] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 10 tandrohana, tondrahana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |