Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Singana/Kambana
Fafana sy Tsanganana
|
|
|
|
Teny iditra
1
tandrohina
Fototeny
2
tan
droka
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny iharana
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
tandrohina
, tandrohiko, tandrohinao, tandrohiny, tandrohintsika, tandrohinay, tandrohinareo, tandrohin', tandrohin-, tandrohim-, tandrohi-
5
Ny lasa :
notandrohina, notandrohiko, notandrohinao, notandrohiny, notandrohintsika, notandrohinay, notandrohinareo, notandrohin', notandrohin-, notandrohim-, notandrohi-
6
Ny hoavy :
hotandrohina, hotandrohiko, hotandrohinao, hotandrohiny, hotandrohintsika, hotandrohinay, hotandrohinareo, hotandrohin', hotandrohin-, hotandrohim-, hotandrohi-
7
Filaza mandidy :
tandrohy
Fanazavàna teny malagasy
8
Raisina amin' ny tandroka
[
1.1
]
Fivaditsoratra
tandrohina
,
9
tranondahy
Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04