|
|
|
|

Teny iditra1  tanibe
Singan-teny  2  tany, be
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Tany midadasika be izay andehanana lavitra tsy hita noanoa vao ahitana ranomasina: Misy dimy ny tanibe: i Afrika, i Amerika, i Azia, i Eoropa ary i Oseania
Voambolana  5  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Tovy hevitra  6  kontinanta

Fivaditsoratra  7  betain, bineta, ibetan, nibeta, tanibe, tibeña

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21