|
|
|
|

Teny iditra1  tanimena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  jereo tany mena [0]
Ohatra  4  tanimena no ambony tratrany; [2.436#]
5  Ny tanimena ihany no tsy nanan-dry zareo. [2.356#]
6  Ny vonitra no mahamena azy fa tsy izy akory no tanimena. [2.643#]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny tanimena io

Fivaditsoratra  8  maintane, mañetiña, metanina, mientana, mientàna, tanimena

Nohavaozina tamin' ny 2021/10/08