|
|
|
|

Teny iditra 1  taninana
Fototeny  2 tanina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninan' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1]
Tsipelina hafa  9 taninina

Fivaditsoratra  10 antiñana, taninana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22