|
|
|
|

Teny iditra 1  taninina
Fototeny  2 tanina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Asian' (ny hafanan' ny afo na ny masoandro): Notaninin' ny hainandro ilay baoritra ka nivonto [1.1]
Ohatra  9  Afo lava izao no taninina ary tsy maintsy atao andry maso tsara ny fivadiky ny ranondresy ho siramamy mety hivaingana. [2.470#33]
10  taninina tahaka ny ahitra ny foko ka malazo; [2.996]
Tsipelina hafa  11 taninana
Tovy hevitra  12 taninana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22