|
|
|
|

Teny iditra1 taninketsa
Singan-teny  2tany, 3ketsa
Sokajin-teny  4 anarana
Fanazavàna teny malagasy  5Tany amafazana ny vary ambolena, izay mbola hafindra amin' ny tena atao hoe tanimbary. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6the seedbed where young rice plants are grown. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [tanin-ketsa] 7terrain où l'on sème le riz. [1.3]
8petite rizière où l'on cultive les plants de riz. [1.8]
9pépinière. [1.13]
[tanin-ketsa] 10La pépinière. [1.196]
Ohatra  11 Atondraka eny an-tsisin' ny taninketsa ny rano. [2.445#]
12 dia tongava taninketsa ny Betsileo erantanierandanitra i Merinalavasofina! [2.48]
13 Hermann, fa na hivarotana taninketsa aza, tsy maintsy mandroso ny sekolintsikai. [2.356#]
Voambolana  14 Toe-karena: fambolena
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02