Teny iditra |
tanjona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
|
| Tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
|
Fanazavàna teny anglisy | The protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
|
| Cap [1.13, 2.118, 1.5]
|
Voambolana |
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
Anaran-toerana |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
tanjona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
|
| Zava-kendrena [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | But, objectif, but idéal [1.13]
|
Ohatra | Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo.
[4.27]
|
Kamban-teny, lohateny, anarana |
|
|