|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  tanjona
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Tany eo amorondrano azo ipetrahana raha miala avy ao anaty rano;vody tanety mandroso ao anaty rano mora itodian' ny lakana [1.1]
4  tendrotany mandroso any anaty ranomasina [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  5  the protruding shoulder of a mountain; a cape, a peninsula [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  épaule d'une montagne; cap, presqu'île [1.8]
7  cap [1.13, 2.118, 1.5.fr#282]
Voambolana  8  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Kamban-teny 
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/2)19  tanjona
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  Zava-kendrena, faritra kendrena ho tratra: Ny fitovian-jo tanteraka no tanjona hotratrarin' ny fitondrana entim-bahoaka [1.1]
22  zava-kendrena [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  23  but, objectif, but idéal [1.13]
Ohatra  24  Mazava ho azy fa tsy ho tratra amin' ny fotoana iray ireo tanjona ireo. [4.27]
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  26  nanjato, tanjona, tonjana

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/16