|
|
|
|

Teny iditra1  tano
Fototeny  2  tana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tanana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#664]
Ohatra  6  tano tsara ny tady sao mianjera ianao [1.1]
7  tano ny azo fa sarotra ny mita [1.1]
Ohabolana  8  Ohabolana misy io teny tano io
Tsanganana sy sary iray takila  9  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  10  Nato, nato, tano, tona, toña

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31