|
|
|
|

Teny iditra 1  tantazana
Fototeny  2 tanty
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Andrasana hianjera ka raisina eo ambonin' ny tanana velarina na ao anaty zavatra: Tantazo iny baolina iny ~ Tantazo amin' ny satrokao ireto vola madinika ireto
9 Raisina: Tokony hotantazantsika tsara izay anjara omen' Andriamanitra antsika [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be collected in a basket [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on ramasse dans un panier [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20