|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  tanty
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  15 Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana [1.1]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 8 misy ny teny hoe tanty
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 18  tanty
Sokajin-teny  19  matoanteny mpamaritra
Haiendriteny 
20  Ny ankehitriny :
21  Ny lasa :
22  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  23 Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany
24 Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  25 endured [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  26 qu'on supporte [1.8]
Fikambanana  27  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe tanty
Ohabolana  28  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17