Teny iditra tantely afa-drakotra
Singan-teny tantely ; afa- (afaka) ; rakotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny zava-tsoa izay tsy tsara tandrina, ka itsabahan' ny olona rehetra, na adala na hendry [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24