Teny iditra (1/2) | 1 tantely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Zavatra mamy, manimanitra ary vonivony, ataon' ny karazam-bibikely izay atao hoe renitantely avy amin' ny vovo-bonin' ny voninkazo tsentsefiny: Mamy ohatra ny tantely Mamy ny tantely fa misy faikany, mamy ny fary fa misy fiakany...: enti-milaza fa na inona na inona zava-tsoa eto an-tany dia misy tsininy avokoa, ary izany dia avy amin' ny toetrany tsy lavorary |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] honey |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] miel 6 [1.196] Le miel, très employé en thérapeutique malgache, comme adoucissant, édulcorant, béchique, etc. Il fait l'objet de recherches très actives, et ceci depuis des temps fort anciens. Un très grand nombre de proverbes sont liés au miel. Autrefois les chercheurs de miel distinguaient surtout de grandes catégories, telles que tantelyompiana, tantelyremby, tantelyvelondreny, tantelyveryreny. Aujourd'hui, les spécialistes distinguent souvent les miels d'après les espèces végétales qu'ont étaient butinées par les abeilles ; par exemple tantelykininina. Ils savent que certains pollens sont dangereux et peuvent donc donner des miels toxiques. Par exemple celui de l'angavodiana, ou du komanga. Les espèces particulièrement mellifères sont également bien connues. Nous avons mentionné cette propriété sous chaque nom de la plante quand elle nous a été signalée. |
Ohatra |
7 Mamy ihany ny tantely, fa misy faikany; [2.69] 8 tantely tapa-bata, ka ny fo no mameno azy. [2.296] 9 ny vary sy diloilo sy tantely avy tany Palestina; [1.38] |
Voambolana |
10 Toe-karena: hanina |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 12 antely, fandrama, titely |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 40 Ohabolana misy io teny tantely io |
Lahatsoratra |
41 Randzavola: tantely ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 42 tantely |
Sokajin-teny | 43 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
44 [1.1] karazam-bibikely: Ny andrian-tantely no arahin' ny tantely rehetra |
Fanazavàna teny anglisy |
45 [1.7] a bee |
Fanazavàna teny frantsay |
46 [1.8] abeille 47 [1.13] abeille ouvrière |
Voambolana |
48 Haibiby: tsy manan-kazon-damosina |
Tovy hevitra | 49 renitantely, trembono |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |