Teny iditra tany dilatra
Singan-teny tany ; dilatra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tany vonton-drano, fotaka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Limon, terre humide [1.3]
Fanazavàna teny malagasy [ tanidilatra ] Fotaka sy fakofako entin'ny rano ka miangona amin'ny toerana iray ary mahalonaka azy [1.13]
Fanazavàna teny anglisy Clay, fine soil deposited by a stream or current. See tany manga [1.2]
Fanazavàna teny frantsay [ tanidilatra ] Alluvion [1.13]
Voambolana 
Tovy hevitra tany ditra

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/06