|
|
|
|

Teny iditra1  tany kotra
Singan-teny  2  tany, kotra
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Toe-karena: fambolena
Fanazavàna teny malagasy  5  tany efa lany tsiro ka avala indray ho tonga tany vao [1.1]
6  Antsoina hoe kotra ny tany rehefa reraka sy lany tsiro, ny tany tsy mamokatra firy [2.117]
Ohatra  7  Ny tany|kotra efa tany|kotra, ny katsaka manaloka ny tsaramaso. [2.117]

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24