|
|
|
|

Teny iditra 1  taomina
Fototeny  2 taona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Taterina, entina hafindra toerana: Taomy ireto vato ireto
9 Tarihina hanaraka na hanao toy ny tena: Notaominy hikarenjy aho fa tsy nety [1.1]

Fivaditsoratra  10 Amonita, 11 manaito, 12 mañatoy, 13 manitoa, 14 Maonita, 15 maotina, 16 miantoa, 17 mitanoa, 18 mitaona, 19 tamoina, taomina

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04