Teny iditra | taon-dasa | |
Singan-teny | taona ; lasa | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Tamin' ny taona farany tao [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | L'année passée [1.3] | |
Voambolana | Fotoana | |
Tovy hevitra | taona itsỳ | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny taon-dasa io | |
Fivaditsoratra | andatsao, taon-dasa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12 |