Teny iditra taon-tsarotra
Singan-teny taona ; sarotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Taona tsy nahazoana vokatra firy noho ny tondra-drano, havandra, valala, tsy fisian' orana ka mahatonga ny fiainana ho lafo na sarotra [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Année de pénurie [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12