Teny iditra | 1 taova |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Ohatra |
3 Ny taova ao anatin' ny olombelona dia voasolo amin-javatra hafa rehefa tsy ara-dalana ny fiasany. [2.445#] 4 Lasa lalina ihany ilay tsato-defona nefa tsy nahavoa ny taova tany anatin'i Tsolo ka dia tsy nampaninona loatra akory. [2.895#] |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny taova io |
Fivaditsoratra | 14 atavo, atova, avota, taova, tavoa, vatoa |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/27 |