Teny iditra tapotsiny
Singan-teny  ; fotsy
Sokajin-teny anarana sy mpisolo
Fanazavàna teny malagasy Tsiranorano madity fotsifotsy ao amin' atody, izay manodidina sy mambomba ny tamenany. (Ny tamenany no tonga voronkely fa ny tapotsiny kosa sakafo ivelomany)
Ny fotsifotsy ao amin' ny maso [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The white of an egg; the white part of wood [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le blanc d'oeuf; la partie blanche d'un rondin de bois [1.8]
Ohatra tseroka sy atodiakoho, ny tapotsiny, aharo, dia arahiny ny ranombary sosoa, sady mivalana no miorika. [2.48]
Tsipelina hafa 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09