|
|
|
|

Teny iditra1  tarainina
Fototeny  2  taraina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  Lazaina amim-peo mitoreo fa marary: Ny tanany no taraininy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  dont on se plaint [1.8]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Fivaditsoratra  10  aniritana, iranitana, tarainina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20