| Teny iditra | 1 taraina |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
12 Menomenona
13 Fitantarana ny mahazo ny tena 14 Toloko aman-toreo noho ny fahararian' ny tena 15 Feon-kira mitoreo malahelohelo [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
16 a cry or lamentation
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 cri, plainte
[1.8] |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe taraina |
| Fivaditsoratra | 19 itarana, taraina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20 |
|