|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  taratara
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  6 Fandinihana malina dia malina, fanadihadiana sy fikarohana amim-pitandremana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 minute investigation, close examination. See dinika, kajakaja, karakara [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 examen minutieux, recherche attentive [1.3]

Teny iditra (2/2) 9  taratara
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 [Antesaka] mamirapiratra [1.78]

Fivaditsoratra  12 ataratra, taratara

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20