Teny iditra | 1 tatarana |
Fototeny | 2 tatatra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Asiana tatatra: Tataro ity tanimbary ity fa be loatra ny rano 5 Kapaina, jijina, tsihifina: Notataran' io lehilahy io vola be aho [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to have channels cut in it [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 dans lequel on creuse un caniveau, une rigole [1.8] |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 12 taratana, tatarana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |