Teny iditra | 1 tavin-drano |
Singan-teny | 2 tavy, rano |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] a water trough or bowl for washing |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] bassin pour mettre de l'eau, pour se laver |
Ohatra |
6 Ary ao koa ny tavindrano fanozan-tanana. [2.48] 7 Fanampin' izany, dia novakin' i Akaza mpanjaka koa ny panoa sy ny tongony ary nesoriny ny tavindrano teo amboniny; [2.996#] |
Fivaditsoratra | 8 androvitan, itandrovan, nandrovita, navanditro, nitandrova, tandrovina, tavin-drano |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |