Teny iditra tavoahanginono
Singan-teny tavoahangy ; nono
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazana tavoahangy misy lohany vita amin'ny fingotra anomezana ronono ny zaza [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Biberon [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/12