|
|
|
|

Teny iditra1  tazano
Fototeny  2  tazana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana tazanina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3]
Ohatra  6  tazano irý vorona irý fa mihevingevina toa hianjera [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  7  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  8  tazano, tazona, tozana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31