| Teny iditra | 1 tebaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
18 Eso, fanaratsiana, fanakianana noho ny hasosorana na ny tsy fifankahazoana
19 Fanaovana tsinontsinona, fanatsizarizariana, famotsifotsiana, faniratsirana. [1.1] |
| Ohabolana | 20 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 21 betaka, 22 tabake, tebaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|