|
|
|
|

Teny iditra1  tefy manta
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] fanefena vy izay tsy nodorana fa novelezina amin' izao; enti-milaza taozavatra natao izay hahavitana azy fotsiny, tsy misy vidiny
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] careless or unskilled work
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] travail négligent
Singan-teny  6  tefy, manta
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07