|
|
|
|

Teny iditra 1  teloina
Fototeny  2 telo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be divided into three [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on partage en trois [1.3]
Ohatra  10  Havana ve ka dia isasahana koa, nahoana raha mba teloina? [2.472#12]
11  Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293]
Tsipelina hafa  12 telovina

Fivaditsoratra  13 Otniela, teloina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22