| Teny iditra | 1 telo |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Milaza isa roa ampiana iray: Rehefa mandray telo (volana) ny zaza dia alam-bolo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 three
[1.2, 1.7] 11 [Javanese talu, other Malay and Polynesian languages tello, tolu, and toro] [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 trois
[1.3, 1.5, 1.8] |
| Isam-pirenena |
13 3
14 III [3.1] |
| Ohatra |
15 Nankaiza ity zandry no mifehy telo ity trano?
[2.131]
16 Ary nony nahazo haza izy telo lahy, dia nozarain' ny saka, ka noteloiny mihitsy [2.293] |
| Voambolana | 17 Matematika: rafitrisa |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 84 misy ny teny hoe telo |
| Ohabolana | 19 Ohabolana misy io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
20 Ny isa 21 Fifanampiana 22 Fampitomboana |
| Lahatsoratra | 23 Andriamihaja: Fanisana vaovao 24 Randzavola: telo ao amin' ny Baiboly (=> isa) |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|