Teny iditra telolafy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Velarana misy lafy telo; misy telo karazana ny telolafy: ny telolafy miralafy, ny telolafy miraranjo ary ny telolafy mahitsizoro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Triangle
Voambolana 
Singan-teny telo ; lafy
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11