|
|
|
|

Teny iditra 1  tenatena
Fototeny  2 tena
Sokajin-teny  3  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  19 Afovoa: Tapaka teo an-tenatena lalana ilay sarety ~ Mahafinaritra ahy izay hira izay, indrindra eo an-tenatenany eo [1.1]
Ohatra  20  Iry hazo an-tendrom-binany miray vody, miray tenatena; [2.857#]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26