|
|
|
|

Teny iditra 1  tenaina
Fototeny  2 tena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 (akanjo) Anaovana na entina andavanandro fa tsy mba avalona: Nahoana no tenainao iny akanjonao sarobidy iny? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to be worn daily [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 qu'on porte habituellement [1.8]
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  12 etanina, 13 itenana, 14 Netania, tenaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21