|
|
|
|

Teny iditra 1  tenehina
Fototeny  2 tanika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Ampangotrahina, andrahoina, empoina: Notenehiny adiny iray ny hena vao masaka
9 Enjehina sy zohina tsy an-kijanona, tanarahina: Tenehin' ny tompon-trosa izy ka tsy tamana teto amin' ny fokontany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be boiled, to be cooked [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on fait bouillir, cuire [1.8]
Tsipelina hafa  12 tanehina

Fivaditsoratra  13 tehenina, tenehina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22