|
|
|
|

Teny iditra1  tenim-bola
Singan-teny  2  teny, vola
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fahefana ananan' ny vola, ka raha misy raharaha atao, ara-bola no ibaikoana sy andidiana ny hafa (ankehitriny, dia atao koa hoe totohondry vola) [1.1]

Fivaditsoratra  5  tamboleni, tenim-bola

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08